Entrée fotsiana (fotsy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [1.1]
Explications en anglais To be made white. [1.2]
 To be whitened [1.7]
Explications en français Qu'on blanchit [1.8]
Morphologie 
Présent : fotsiana, fotsiako, fotsianao, fotsiany, fotsiantsika, fotsianay, fotsianareo, fotsian', fotsian-, fotsiam-, fotsia-
Passé : nofotsiana, nofotsiako, nofotsianao, nofotsiany, nofotsiantsika, nofotsianay, nofotsianareo, nofotsian', nofotsian-, nofotsiam-, nofotsia-
Futur : hofotsiana, hofotsiako, hofotsianao, hofotsiany, hofotsiantsika, hofotsianay, hofotsianareo, hofotsian', hofotsian-, hofotsiam-, hofotsia-
Impératif : fotsio
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20