Entrée fotsy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [Richardson 1885]
 white [Hallanger 1973]
Définition française blanc [Abinal 1888, Deschamps 1936, Hallanger 1974]
 nettoyé [Deschamps 1936, Abinal 1888]
  [Taisaka] propre [Deschamps 1936]
 fourbi, rendu propre, blanchi [Abinal 1888]
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les Couleurs
Exemples Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot fotsy (16)
Ambatofotsikely
Ambatofotsy
Amborompotsy
Ampasimpotsy
  Andranofotsy
Ankazofotsy
Antanifotsy
Hazofotsy
  Lambafotsy
Marofotsy
Ranofotsy
Riampotsy
  Tanifotsy
Vatofotsy
Vohipotsy
Zazafotsy
 

Entrée fotsy
Partie du discours adjectif
Définition anglaise disregarded, vain, worthless, disparaging [Richardson 1885]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée fotsy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] ravinala [Rakotosaona 1972]
Définition française  [Taisaka] ravenale [Deschamps 1936]
Synonymes fontsy

2019/02/15