Entrée ganagana entina amin' ny tendany (ganagana, entina, amy, tenda)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31