| Entrée (1/2) | 1 gaza |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Chimie |
| Entrée (2/2) | 5 Gaza |
| Partie du discours | 6 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
7 Gaza
[2.996] |
| Explications en anglais |
8 Gaza;
[2.996] |
| Explications en français |
9 Gaza
[2.996] |
| Exemples |
10 ilay avy tany gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria;
[1.38#376]
|
| Vocabulaire | 11 Ecritures Saintes |
| Citations bibliques | 12 Chapitres et versets citant Gaza |
| Article | 13 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza |
| Anagrammes | gaza, Gaza |
| Mis à jour le 2026/04/27 |
|