Entrée gisa
Partie du discours nom
Définition malgache Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a goose [Richardson 1885]
Définition française oie [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 
Origine Anglais: geese.
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  vorombe
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot gisa (1): Marogisa
Illustrations 

2013/03/27