Entrée |
goaika
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [Richardson 1885]
|
| a crow [Hallanger 1973]
|
Traduction française | corbeau [Veyrières 1913, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Corvus scapulatus |
Synonymes | ~ ~ ~ ~ |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
goaika
|
Partie du discours | adjectif
|
Traduction française | Se disait des choses semblables [Veyrières 1913]
|
|