|
|
|
|

Entrée1  goavy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). [1.1]
Explications en anglais  4 the guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L. [1.2]
5 [French goyave], the guava tree; its fruit [1.7]
Explications en français  6 goyavier; goyave [1.8]
7 (du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae).
8 On en distingue plusieurs variétés : goavifotsy, goavimena, goavimavokely; etc.
9 Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté.
10 Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !! [Merina, Sihanaka, Tsimihety, Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Exemples  11  Lasa nobetain'izy roa lahy moramora Ilezo ka nataony tamin'izao alokaloka am-poto-goavy izao. [2.324]
12  Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay. [2.472]
Vocabulaire  13  Botanique: arbre 14  Botanique: fruit 15  Santé
Analogues  16  goavitsina
Tous les mots composés  17  7 combinaisons de ce mot
Nom scientifique 
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17