|
|
|
|

Entrée1 governora
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
Explications en anglais  4 [goverinora] a governor of a town or province [1.2]
5 [goverinora] a governor [1.7]
Explications en français  6 gouverneur [1.3]
7 [goverinora] gouverneur [1.8]
Exemples  8 Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#]
9 Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#]
10 Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#]
Vocabulaire  11 Politique
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot
Article  13Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02