|
|
|
|

Entrée (1/2)1  habakabaka
Radical  2 habaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra:
5 Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana [1.1]
Explications en anglais  6 amplitude, space, the sky, the firmament. [1.2]
7 the skies, the firmament [1.7]
Explications en français  8 le ciel, firmament [1.8]
Exemples  9  Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko. [2.471#]
10  Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa. [2.117#]
11  Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany; [1.233#ririninanyandro]
12  Ny masonao no itiavako iny [h]abakabaka|abakaba iny / Sa ny masonao no tiako dia ny [h]abakabaka|abakaba-manga! [1.287]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  16 habaka
Tous les mots composés  17 fitaterana an' habakabaka
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)19  habakabaka
Partie du discours  20  nom
Explications en français  21 derrière d'un boeuf. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  22  Zoologie: (en général)

Mis à jour le 2025/11/17