|
|
|
|

Entrée1  habetsahana
Radical  2 betsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [1.1]
Explications en anglais  5 a number or quantity [1.2, 1.7]
Explications en français  6 la multitude, l'abondance [1.3]
7 nombre, quantité [1.8]
Exemples  8  Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#]
9  Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#]
Synonymes  10 fahabetsahana, habetsaka
Tous les mots composés  11  3 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/13