Entrée betsaka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [Richardson 1885]
   many; much [Hallanger 1973]
Traduction française   nombreux; beaucoup [Hallanger 1974]
Exemples  
1Betsaka ny olona niditra. [Andraina: Mitaraina, page 195]
2Misaotra betsaka, hoy i Donga. [Andraina: Mitaraina, page 204]
3Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 17]
4Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [Callet: Tantara, page 126]
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2013/10/22