|
|
|
|

Entrée1 habokaina
Radical  2boka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay [1.1]
Explications en anglais  5 see boka. [1.2]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :
9 Impératif :
Synonymes  10bokaina

Anagrammes  11 habokaina, 12 ikobahana

Mis à jour le 2025/09/12