Entrée (1/2) | 1 hadimiana |
Radical | 2 dimy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [1.1] |
Explications en anglais |
5 five days [1.2] |
Explications en français |
6 cinq jours [1.3] |
Exemples |
7 Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga
[2.649#34]
8 Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470#38] |
Vocabulaire | 9 Temps |
Entrée (2/2) | 10 hadimiana |
Radical | 11 dimy |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache |
13 Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [1.1] |
Anagrammes | 14 amiandahy, 15 hadimiana, 16 mianadahy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |