|
|
|
|

Entrée1  hafetsena
Radical  2 fetsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahaizana, hakingana. [1.1]
Explications en anglais  5 guile, cunning [1.7]
Explications en français  6 ruse, artifice pour tromper [1.8]
Exemples  7  Lalao madio tsy mba miaro hafetsena na fitadiavam-bola no ataonay. [2.445#]
8  dia nampangainy tamy ny Andriana ny harem-bahoaka lasany sy ny hafetsena nahazoany izany harena be izany. [2.293#]
Tous les mots composés  9 an-kafetsena
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09