Entrée hafohezana (fohy)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan' ny fotoana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise shortness. [Richardson 1885]
Citations 

2010/02/28