Entrée hahia (hia)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [Rajemisa 1985]
Synonymes hahiazana ~ fahahiazana
Citations 

2010/03/07