Entrée hakingana (kinga)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   cleverness, quickness [Hallanger 1973]
Traduction française   habileté, adresse [Hallanger 1974]
Traduction française   rapidité, adresse, agilité [SLP: Voambolana]
Synonymes   hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana

Mis à jour le 2010/03/31