Entrée halamanjana
Partie du discours nom
Explications en malgache Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary [1.1]
Explications en anglais An open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as an-kalamanjana. [1.2]
Explications en français Place, lieu vide, libre, sans obstacle [1.3]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/10/19