Entrée ankalamanjana (halamanjana)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache [ an-kalamanjana ] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1]
Explications en anglais In the open air, outdoors [1.7]
Explications en français En plein air [1.8]
Exemples 
1Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
2indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/19