Entrée hala-pihinana (halatra, fihina)
Partie du discours locution
Définition malgache sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31