| Entrée | 1 halava |
| Radical | 2 lava |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' itỳ tady itỳ
[1.1] |
| Explications en français |
5 longueur
[1.3] |
| Synonymes | 6 fahalava, halavana |
| Tous les mots composés | 7 fitomboana halava |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|