Entrée halavitana (lavitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halavitan' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halavitan' i Toamasina sy Vavatenina? [1.1]
Synonymes halavirana ~ fahalavirana

Mis à jour le 2020/07/31