Entrée lavitra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
¶ Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   (optimp lavira) far, distant [Richardson 1885]
   far away [Hallanger 1973]
Définition française   éloigné [Abinal 1888, SLP: Voambolana]
Définition française   distant [Abinal 1888]
   lointain [Hallanger 1974]
Exemples  
1lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [Abinal 1888, page 393]
2lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [Abinal 1888, page 393]
3Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [Andraina: Mitaraina, page 64]
Dérivations  
Morphologie  
lavitra
-davitra
lavira
Citations  

Entrée lavitra
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   far [Hallanger 1973]
Définition française   loin [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Exemples  
1mandeha lavitra (aller loin) [Abinal 1888, page 393]
2nijerijery lavitra daholo ny olona [Andraina: Mitaraina, page 82]
Antonymes  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/09/05