| Entrée | 1 hamaraina | 
| Radical | 2 maraina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahatongavan' ny maraina: Mahafinaritra ny hamarainan' ny andro [1.1] | 
| Synonymes | 5 fahamarainana | 
| Anagrammes | 6 ahimanara, 7 hamaraina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |