Entrée hamaroana (maro)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [Rajemisa 1985]

2009/02/23