| Entrée | 1 maro | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   many [1.7] | 
| Explications en français | 5   beaucoup, nombreux [1.8] | 
| Exemples | 6   ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra.
[2.324] 7 Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 27 102 combinaisons de ce mot | 
| Synonymes | 28 betsaka | 
| Antonymes | 29 vitsy | 
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 31 maro, 32 mora, 33 ramo, 34 Roma | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |