|
|
|
|

Entrée1  hamasinina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  masina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ò!
Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao
Synonymes  9  ankamasinina

Anagrammes  10  hamasinina, hamisanany, namisahany, nisamahany, nisimahana

Mis à jour le 2025/01/21