Entrée hamina
Partie du discours nom
Définition malgache Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [Rajemisa 1985]

Entrée hamina
Partie du discours nom
Définition malgache Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée hamina
Partie du discours nom
Définition malgache Lamba fotsy ary manify kely [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] toile blanche. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire 

2017/03/10