Entrée mihamina (hamina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
¶ (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihamina
nihamina
hihamina
mihamìna
Synonymes mihaminkamina

Entrée mihamìna (hamina)
Partie du discours impératif du verbe actif mihamina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]
Synonymes mihaminkamìna

2013/04/23