Entrée hamo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] fahalainana, fahatofohana [Rakotosaona 1972]
   Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
¶ Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [Rajemisa 1985]
Définition française   dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [Abinal 1888]
Dérivations  
Synonymes   hamohamo

Mis à jour le 2011/10/30