Entrée mamo (hamo)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy
Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra
Mitovy hevitra: birika ~ didy ~ doroka ~ jaonjaona ~ jobo ~ leon-toaka ~ mamo be ohatra ny omby ~ mamo maty ~ manao tari-damba ~ mandraingiraingy ~ mandrefy lalana ~ mena maso ~ mienjika ~ mirediredy ~ mitadidy ~ mivembena ~ tafiditra ~ trabo ~ varivariny ~ very saina [1.1]
Explications en anglais Drunk; disgusted; tired out [1.7]
Explications en français Ivre; dégoûté; épuisé [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée mamo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taisaka] sorena [1.78]

Entrée mamo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] moka [1.78]
Vocabulaire 

Entrée Mamo
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/19