|
|
|
|

Entrée1  hamoraina
Radical  2 mora
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona
5 Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy [1.1]
Explications en anglais  6 to be made easy [1.7]
Explications en français  7 qu'on rend facile [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 amohirana, 13 anamariho, 14 hamaroina, 15 hamoraina, 16 mahay rano, 17 miroahana

Mis à jour le 2025/11/17