Entrée mora
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
¶ Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
¶ Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   easy; slow; cheap [Hallanger 1973]
Définition française   facile; lent; bon marché [Hallanger 1974]
Définition française   facile; bon marché [SLP: Voambolana]
Exemples   Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot mora (3): Moramanga, Morarano, Vatomora

Entrée mora
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
¶ Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
¶ Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   easily [Hallanger 1973]
Définition française   facilement [Hallanger 1974]

2013/05/30