Entrée handitra
Partie du discours nom
Définition malgache Tsirom-boankazo tsy dia be ranony loatra
¶ Fandokafana olona izaitsizy mba hahazoana fitia aminy, sitraka: Mila handitra amin' ny lehibe erỳ io tovolahy io [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31