Entrée manditra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [Rajemisa 1985]
Définition française gros serpent [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Synonymes mandotra ~ renimanditra

Entrée manditra (handitra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra
Mitovy hevitra: mafotra ~ maisatra ~ mavoana [Rajemisa 1985]

2013/03/24