Entrée handrinina (handrina)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Jerena tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy ka vaky nandositra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
handrinina
handriniko
handrininao
handrininy
handrinintsika
handrininay
handrininareo
handrinin'
handrinin-
handrinim-
handrini-
nohandrinina
nohandriniko
nohandrininao
nohandrininy
nohandrinintsika
nohandrininay
nohandrininareo
nohandrinin'
nohandrinin-
nohandrinim-
nohandrini-
hohandrinina
hohandriniko
hohandrininao
hohandrininy
hohandrinintsika
hohandrininay
hohandrininareo
hohandrinin'
hohandrinin-
hohandrinim-
hohandrini-
handrino

2010/05/14