| Entrée | 1 hanin-kanina | 
| Mots élémentaires | 2 hanina | 
| Partie du discours | 3 locution | 
| Explications en malgache | 4   vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1] | 
| Exemples | 5   Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina.
[2.270#] 6 Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#] | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 8 hanin-kanina, 9 hanin-kinana, 10 hinankinana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |