Entrée hanta
Partie du discours nom
Définition malgache Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise indulgence [Hallanger 1973]
Définition française action de tout accorder [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes hantahanta
Citations 

2011/04/04