Entrée mihanta (hanta)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
¶ Miangavy mafy ary amimpanetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko
¶ Mitalaho, milela-paladia
¶ Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be spoiled (of a child) [Hallanger 1973]
Définition française être gâté (se dit des enfants) [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihanta
nihanta
hihanta
mihan
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
Citations 

Entrée mihantà (hanta)
Partie du discours impératif du verbe actif mihanta [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/24