|
|
|
|

Entrée (1/2)1 hao
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
4 katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
Explications en anglais  5 a louse, a tick. [1.2]
6 a louse [1.7]
Explications en français  7 pou [1.8, 1.13, 1.82]
Exemples  8 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#]
Morphologie 
9 Simple :
10 Préfixée :
Vocabulaire  11 Zoologie: invertébrés
Tous les mots composés  127 combinaisons de ce mot
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot
Article  14Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)15 hao
Partie du discours  16 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  17 eny [Taisaka] [1.78]
Explications en français  18 oui [Taisaka] [1.82]

Anagrammes  19 aho, 20 hao, 21 hoa

Mis à jour le 2025/11/02