Entrée haotraorina (haotraotra (haotra))
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haotraory kely aho fa mangidihidy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
haotraorina
haotraoriko
haotraorinao
haotraoriny
haotraorintsika
haotraorinay
haotraorinareo
haotraorin'
haotraorin-
haotraorim-
haotraori-
nohaotraorina
nohaotraoriko
nohaotraorinao
nohaotraoriny
nohaotraorintsika
nohaotraorinay
nohaotraorinareo
nohaotraorin'
nohaotraorin-
nohaotraorim-
nohaotraori-
hohaotraorina
hohaotraoriko
hohaotraorinao
hohaotraoriny
hohaotraorintsika
hohaotraorinay
hohaotraorinareo
hohaotraorin'
hohaotraorin-
hohaotraorim-
hohaotraori-
haotraory
Synonymes haorina
Citations 

2010/06/04