Entrée haorina (haotra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise see haotra [Richardson 1885]
 to be scratched [Hallanger 1973]
Définition française contre quoi on se frotte [Hallanger 1974]
Morphologie 
haorina
haoriko
haorinao
haoriny
haorintsika
haorinay
haorinareo
haorin'
haorin-
haorim-
haori-
nohaorina
nohaoriko
nohaorinao
nohaoriny
nohaorintsika
nohaorinay
nohaorinareo
nohaorin'
nohaorin-
nohaorim-
nohaori-
hohaorina
hohaoriko
hohaorinao
hohaoriny
hohaorintsika
hohaorinay
hohaorinareo
hohaorin'
hohaorin-
hohaorim-
hohaori-
haory
Synonymes haotraorina

2011/10/25