|
|
|
|

Entrée1  haram-bato
Mots élémentaires  2 harana, 3 vato
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 vatolampy [Taifasy] [1.78]
6 hantsambato [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  7 [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [1.2]
8 a large rock, a protruding vein of rock [1.7]
Explications en français  9 grand rocher [1.8]
Exemples  10  harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Citations  11  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12