| Entrée | 1 hararaotina |
| Radical | 2 hararaotra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka
5 Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one.
[1.2] 7 to be taken advantage of; [1.7] |
| Explications en français |
8 dont on tire avantage, dont on profite;
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|