Entrée hararaotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise ulceration [Richardson 1885]
Définition française panaris [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée hararaotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]

2011/04/04