Entrée haren-danim-bazo (hary, lany, vazo)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31