|
|
|
|

Entrée (1/2)1 harendrina
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona. [1.1]
Explications en anglais  4torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana.. [1.2]
Explications en français  5feux de joie du fandroana. [1.3#213]
Exemples  6 Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana. [2.857]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  9harendrim-boalavo

Entrée (2/2)10 harendrina
Partie du discours  11 nom
Explications en malgache  12Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava. [1.1#415]
Explications en français  13luciole, ver luisant. [1.3#213]
Vocabulaire  14 Zoologie: invertébrés
Autres orthographes  15hirendrina, karendrina, kirendri, kirendrina

Mis à jour le 2025/11/02