Entrée manarendrina (harendrina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza ny molaly miraikitra amin' ny vody vilany ka mirehitra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manarendrina
nanarendrina
hanarendrina

2010/05/14