| Entrée | 1 harerahana |
| Radical | 2 reraka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
4 épuisement, découragement, pauvreté
[1.3] |
| Exemples |
5 Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny.
[2.529]
6 Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|