|
|
|
|

Entrée1  hasahiana
Radical  2 sahy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Explications en français  5 courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Exemples  6  Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
7  Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Synonymes  10 fahasahiana

Anagrammes  hasahiana, 11 hasiahana

Mis à jour le 2025/09/12